Ora farany (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Dieny izao, dieny izao e
Ora farany izao
Mibebaha, mifonà
Amin'i Jesosinao
O! modia, o modia
Ao an-tranon'ilay be fitia
Ry olona bktxm o, Jesosy miandry anao
         Sao ity no ora farany
         Hiantsoany anao?
         Manatona fa Jesosinao
   tononkira.serasera.org       Mbola miandry anao hatramin'izao

2- Raha mbola ety
Manapaha hevitra
Làlana anankiroa
No isafidiananao
Paradisa ny iray
Fiainanao mandrakizay
Ny faharoa dia afobe mahamay
         Aiza no tianao amin'ireo
         Mbola hiandry ve?
         Sao ho tratra aoriana re ry lahy!
vinngzil xzzzpx         Ny ampitso tsy ho fantatrao!

A/C: Herinjanahary Tovo Ernest
        

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 1363
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 02/09/2019 17:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416