Ora farany (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Dieny izao, dieny izao e
Ora farany izao
Mibebaha, iodlr mifonà
Amin'i Jesosinao
O! modia, o modia
Ao an-tranon'ilay be fitia
Ry olona o, Jesosy miandry anao
         Sao ity no ora farany
axzqxmdw         Hiantsoany anao?
        tezzth  Manatona fa Jesosinao
         Mbola miandry anao hatramin'izao

2- Raha mbola ety
Manapaha hevitra
Làlana anankiroa
No isafidiananao
Paradisa ny iray
Fiainanao mandrakizay
Ny faharoa dia afobe mahamay
         Aiza no tianao amin'ireo
         Mbola hiandry ve?
         Sao ho tratra aoriana re ry lahy!
         Ny ampitso tsy ho fantatrao!

A/C: Herinjanahary Tovo tononkira.serasera.org Ernest
        

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsanta Fitoriana
Hits : 1409
Likes : 1 Like
Created by : ramah17
Date : 02/09/2019 17:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299