Mifona (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: zyty Ireo tononkira.serasera.org zavatra tsy nety
Izay nandaniako andro
Avelako, tsy hataoko
Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
tpcior Koa tafio, ny hery Jeso
htydoc Mba tsy ho solafaka
2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: zyty Ireo tononkira.serasera.org zavatra tsy nety
Izay nandaniako andro
Avelako, tsy hataoko
Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
tpcior Koa tafio, ny hery Jeso
htydoc Mba tsy ho solafaka
2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1592
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 02/09/2019 17:50
