Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifona (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, slnmch tononkira.serasera.org tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: Ireo zavatra tsy nety
Izay nandaniako andro
Avelako, tsy hataoko
wfsylzxl Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
Koa tafio, ny hery Jeso
Mba tsy ho solafaka
2- wykdeshe Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, slnmch tononkira.serasera.org tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: Ireo zavatra tsy nety
Izay nandaniako andro
Avelako, tsy hataoko
wfsylzxl Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
Koa tafio, ny hery Jeso
Mba tsy ho solafaka
2- wykdeshe Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsanta FitorianaVisites : 1490
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 02/09/2019 17:50
