Izao hita maso izao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha ny fiainana eto an-tany
Toy ny voninkazo soa
Ny maraina manjopika fa
Ny hariva dia milofika
Tadidio f'izao, hita tononkira.serasera.org maso izao
Ho potika avokoa
rfuzd Indrisy o
Fa Jesosy irery no
Fiainana tsy mba mety lo
2- Raha ny fianantsika indray
Toa tsy te hiala ety
Nefa izao no tsarovy fa
Mpandalo sy mpivahiny ety
K'aza dia sodoka ny rendrarendra
Modia fa ampy izay
Modia!
Jeso Tompo miantso anao
bcuzt Hanome fiainam-baovao
A/C: lavl Herinjanahary Tovondrainy Ernest
Toy ny voninkazo soa
Ny maraina manjopika fa
Ny hariva dia milofika
Tadidio f'izao, hita tononkira.serasera.org maso izao
Ho potika avokoa
rfuzd Indrisy o
Fa Jesosy irery no
Fiainana tsy mba mety lo
2- Raha ny fianantsika indray
Toa tsy te hiala ety
Nefa izao no tsarovy fa
Mpandalo sy mpivahiny ety
K'aza dia sodoka ny rendrarendra
Modia fa ampy izay
Modia!
Jeso Tompo miantso anao
bcuzt Hanome fiainam-baovao
A/C: lavl Herinjanahary Tovondrainy Ernest
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 1272
Likes : 1 Like
Created by : ramah17
Date : 09/09/2019 15:36
