Izao hita maso izao (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha ny fiainana eto an-tany
    Toy ny voninkazo soa
   vngk  Ny maraina manjopika fa
    Ny hariva dia milofika
        Tadidio f'izao, hita maso izao
         Ho potika avokoa
         Indrisy o
        lhkdxae  Fa Jesosy irery no
         Fiainana tsy mba mety lo

2- Raha ny fianantsika indray
    Toa tononkira.serasera.org tsy te hiala ety
    Nefa izao no tsarovy fa
    Mpandalo sy mpivahiny ety
          K'aza dia sodoka ny rendrarendra
          Modia fa ampy izay
          Modia!
          Jeso Tompo miantso anao
    cqsy       Hanome fiainam-baovao

A/C: Herinjanahary Tovondrainy Ernest

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsanta Fitoriana
Visites : 1178
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 09/09/2019 15:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0813