Handeha isika hiara-dia (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha mbola misy koa ny farany
Tsy ho foana ny fanantenako
Fa hanandratra avo ny anarany
Ny fahasoavanao Jesoa ho zaraiko
Ref: Ho hxdsin anao izay mbola tononkira.serasera.org tsy nandre
Ho anao ity hiranay ity
Jesosy no miteny antsika
Handeha isika hiara-dia
2- Tsy hitsahatra aho ny hidera Azy
wndcmrui N'aiza no aleha hivavaka aho
Jesosy hitarika ny dia
Hihaino anao izay mitalaho
Ref:...
3- Ny fahendrena sy ny fexkakc anatra
Hanompoy Azy ny andro sisa
Dia mibebaha fa hisokatra
Ho ahy sy ho anao ny paradisa
A/C: Ulrich Razafindrapeno
Tsy ho foana ny fanantenako
Fa hanandratra avo ny anarany
Ny fahasoavanao Jesoa ho zaraiko
Ref: Ho hxdsin anao izay mbola tononkira.serasera.org tsy nandre
Ho anao ity hiranay ity
Jesosy no miteny antsika
Handeha isika hiara-dia
2- Tsy hitsahatra aho ny hidera Azy
wndcmrui N'aiza no aleha hivavaka aho
Jesosy hitarika ny dia
Hihaino anao izay mitalaho
Ref:...
3- Ny fahendrena sy ny fexkakc anatra
Hanompoy Azy ny andro sisa
Dia mibebaha fa hisokatra
Ho ahy sy ho anao ny paradisa
A/C: Ulrich Razafindrapeno
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 1155
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 09/09/2019 15:36
