Handeha isika hiara-dia (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha mbola misy koa ny farany
    Tsy ho foana ny fanantenako
    Fa hanandratra avo ny anarany
    Ny fahasoavanao Jesoa ho zaraiko

Ref: Ho anao izay mbola tsy nandre
       Ho anao ity hiranay ity
       Jesosy no miteny antsika
      veowzfi  Handeha isika hiara-dia

2- Tsy tononkira.serasera.org hitsahatra aho ny hidera Azy
   nvpwfa  N'aiza no aleha hivavaka aho
    Jesosy hitarika ny dia
    Hihaino anao izay mitalaho

Ref:...

3- Ny fahendrena sy ny anatra
    Hanompoy Azy ny andro sisa
    oubohmpw Dia mibebaha fa hisokatra
    Ho ahy sy ho anao ny paradisa

A/C: Ulrich Razafindrapeno

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsanta Fitoriana
Hits : 1238
Likes : 1 Like
Created by : ramah17
Date : 09/09/2019 15:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5934