Hanandratra Anao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao
Tompo ô, Hianao no niantso ahy
Tsy nandao ahy na tao anatin'ny sarotra aza aho
Nesorinao ho afaka tanatin'ny
Fotaky ny fahotako aho
Ny tànanao mahery no natsotranao
Indro tamy handray ahy
Hamafa koa ireo ranomaso sy toloko
Izay nangeja ahy hatrizay
Ka faly ny fo, ravo tokoa
Noho ny Fitiavanao Tompo
Tapaka ny gadra izay nampahory ny fanahy
Hihira ho Anao, indreto izahay
Raiso re izao saotra izao
Asehoy fa ampy ho anay ny iuzbxks fahasoavanao
Hanandratra Anao, Tompo, Andriamanitray
Ny famindram-ponao, Tompo, no naha toy izao tononkira.serasera.org rcciymi anay
knlf ROAN SHERZO
Tompo ô, Hianao no niantso ahy
Tsy nandao ahy na tao anatin'ny sarotra aza aho
Nesorinao ho afaka tanatin'ny
Fotaky ny fahotako aho
Ny tànanao mahery no natsotranao
Indro tamy handray ahy
Hamafa koa ireo ranomaso sy toloko
Izay nangeja ahy hatrizay
Ka faly ny fo, ravo tokoa
Noho ny Fitiavanao Tompo
Tapaka ny gadra izay nampahory ny fanahy
Hihira ho Anao, indreto izahay
Raiso re izao saotra izao
Asehoy fa ampy ho anay ny iuzbxks fahasoavanao
Hanandratra Anao, Tompo, Andriamanitray
Ny famindram-ponao, Tompo, no naha toy izao tononkira.serasera.org rcciymi anay
knlf ROAN SHERZO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SHERZO
Daty : 08/08/2026 22:25
