Hanandratra Anao (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanandratra Anao

Tompo ô, wmpxepa Hianao no niantso ahy
Tsy nandao ahy na tao anatin'ny sarotra tononkira.serasera.org aza aho
Nesorinao ho afaka tanatin'ny
Fotaky ny fahotako aho
Ny tànanao mahery no natsotranao
Indro tamy handray ahy
Hamafa koa ireo ranomaso sy toloko
Izay nangeja ahy hatrizay

Ka faly argijmdc ny fo, ravo tokoa
Noho ny Fitiavanao Tompo
Tapaka ny gadra izay nampahory vtuuiko ny fanahy
Hihira ho Anao, indreto izahay
Raiso re izao saotra izao
Asehoy fa ampy ho anay ny fahasoavanao

Hanandratra Anao, Tompo, Andriamanitray
Ny famindram-ponao, Tompo, no naha toy izao anay

                                         ROAN SHERZO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsanta Fitoriana
Hits : 101
Likes : 0 Like
Created by : SHERZO
Date : 08/08/2026 22:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295