Haleloia ho Anao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Haleloia, Haleloia ho Anao
Mihobia, Jesoa teraka indray ho anao!
1- Vaovao mahafaly no entinay izao
Ilay Jesosy zaza no teraka anio
Avy hamonjy ny olony
hynjszah O mifalia
O mihobia
Fa teraka ny Mesia
2- Tao Betleheman'i Jodia
No nahaterahan'ilay zjukdrl Kristy
arsf Ny vilona no nandriany
Ka mihobia
O mifalia
Fa teraka Jesosy
A/C: Andrianandrasana Mbola tononkira.serasera.org Mahenina
Mihobia, Jesoa teraka indray ho anao!
1- Vaovao mahafaly no entinay izao
Ilay Jesosy zaza no teraka anio
Avy hamonjy ny olony
hynjszah O mifalia
O mihobia
Fa teraka ny Mesia
2- Tao Betleheman'i Jodia
No nahaterahan'ilay zjukdrl Kristy
arsf Ny vilona no nandriany
Ka mihobia
O mifalia
Fa teraka Jesosy
A/C: Andrianandrasana Mbola tononkira.serasera.org Mahenina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 2172
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramah17
Daty : 11/12/2018 11:57
