Haleloia ho Anao (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: tononkira.serasera.org Haleloia, Haleloia ho Anao
Mihobia, Jesoa teraka indray ho kywmhxqa anao!
1- Vaovao mahafaly no entinay izao
Ilay Jesosy zaza no teraka anio
Avy hamonjy ny olony
O mjicz mifalia
O mihobia
opzzaz Fa teraka ny Mesia
2- Tao Betleheman'i Jodia
No nahaterahan'ilay Kristy
Ny vilona no nandriany
Ka mihobia
O mifalia
Fa teraka Jesosy
A/C: Andrianandrasana Mbola Mahenina
Mihobia, Jesoa teraka indray ho kywmhxqa anao!
1- Vaovao mahafaly no entinay izao
Ilay Jesosy zaza no teraka anio
Avy hamonjy ny olony
O mjicz mifalia
O mihobia
opzzaz Fa teraka ny Mesia
2- Tao Betleheman'i Jodia
No nahaterahan'ilay Kristy
Ny vilona no nandriany
Ka mihobia
O mifalia
Fa teraka Jesosy
A/C: Andrianandrasana Mbola Mahenina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsanta FitorianaVisites : 2126
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ramah17
Date : 11/12/2018 11:57
