takariva (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahatsara vahiny
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
tononkira.serasera.org Ny nxnedvv masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara ny endrikao ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha may
rwxnwick Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
Ny Nanahary sxquk
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
tononkira.serasera.org Ny nxnedvv masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara ny endrikao ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha may
rwxnwick Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
Ny Nanahary sxquk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 3749
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rapah07
Daty : 21/03/2009 23:13
