takariva (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahatsara vahiny
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
Ny masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara ny endrikao ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha aenxyjiy sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha gans may
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
chat tononkira.serasera.org Ny Nanahary
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
Ny masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara ny endrikao ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha aenxyjiy sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha gans may
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
chat tononkira.serasera.org Ny Nanahary
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 3748
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rapah07
Date : 21/03/2009 23:13
