takariva (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahatsara vahiny
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
Ny masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara uons ny endrikao tononkira.serasera.org ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
jakdmaf Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha may
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
kzsgg Ny Nanahary
Kanto loatra ilay akaniko iny
Dia ianao ry lay tanànako fahiny
No ho tsarovako ts’isy tsiny
Ny masoandro mibaliaka mandefa
’Rony tara-pahazavana hiantefa
Manatsara uons ny endrikao tononkira.serasera.org ry tanàna
Lay tena tokana sarotra ialana
Raha sendra lavitra any ho any, indrao fa tsy tàna
Mitangorongorona, mamelona ratra
Sentosento, tebiteby sesilany
Mameno, mameno re ny fo mahatsiahy
jakdmaf Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay akany, mamiko raha may
Soa ilay tanàna, zay tena mahatamana
Ilay tanàna, mamiko raha mamy.
kzsgg Ny Nanahary
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 3747
Likes : 0 Like
Created by : rapah07
Date : 21/03/2009 23:13
