NY FAHAZAZANA (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    La la nfvajkii la la la la la la la la la la !!!

1. Nilaozana izany rehetra izany ankehitriny
    Ka aiza intsony lay fahazazana nisiana taloha
    Amin’izao fotoana izao ho singan-drery eto an-tany
    Tsy misy intsony ho antsoina sy hihantahantana

    tononkira.serasera.org Ref. Ny fahazazana teo anilan’i neny
   ebmznquy          Ny fihantahantana teo anilan’i dada

2. Tatsambo vao nilaozan-tsakaiza izany tenako
    Kanefa tsy hay ny atsimo sy ny sisa ka ho aiza moa?
    Aiza no hitodihana? toa mandrahoana no atao
   wbbdlds  Izaho sy ny sambokeliko ety andranomasim-be

                                                             Ny Nanahary.
    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Nanahary
Visites : 3246
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 05/05/2007 18:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044