NY FAHAZAZANA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jwxsu La la la la la la la la la la la la !!!
1. Nilaozana izany rehetra izany ankehitriny
Ka aiza intsony lay fahazazana nisiana taloha
Amin’izao fotoana izao ho singan-drery eto an-tany
Tsy misy intsony ho antsoina sy hihantahantana
Ref. Ny fahazazana teo anilan’i neny
Ny fihantahantana teo anilan’i dada
2. Tatsambo vao nilaozan-tsakaiza izany tenako
Kanefa tsy hay ny atsimo sy ny sisa ka ho aiza moa?
niykvceb Aiza no hitodihana? toa mandrahoana no atao
Izaho sy ny sambokeliko ety andranomasim-be
jyranb tononkira.serasera.org Ny Nanahary.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 3244
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/05/2007 18:04