Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY FAHAZAZANA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La la la la la la la la la la la la !!!
1. Nilaozana izany rehetra izany ankehitriny
Ka aiza intsony lay fahazazana nisiana taloha
Amin’izao fotoana izao ho singan-drery eto an-tany
Tsy misy intsony ho antsoina sy hihantahantana
irtkwrso Ref. Ny fahazazana teo anilan’i neny
Ny fihantahantana teo anilan’i dada
2. Tatsambo vao nilaozan-tsakaiza izany tenako
Kanefa tsy hay ny atsimo sy ny sisa ka ho aiza moa?
Aiza no hitodihana? toa mandrahoana no atao
klewb Izaho sy ny sambokeliko ety tononkira.serasera.org andranomasim-be
kyyghfja Ny Nanahary.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 3245
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 05/05/2007 18:04