Adinoy (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinoy izay vitantsika teo
Adinoy tanteraka aho, masìna re ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, veloma re imqjj no apetrako aminao
Veloma tsy tononkira.serasera.org hihaona intsony izaho sy ianao
Eny na nmmw dia fahatsiarovana
Tsy ataoko an-tsaina fa mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy brwov manana
Tsofiko rano ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika teo
Adinoy tanteraka aho, masìna re ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, veloma re imqjj no apetrako aminao
Veloma tsy tononkira.serasera.org hihaona intsony izaho sy ianao
Eny na nmmw dia fahatsiarovana
Tsy ataoko an-tsaina fa mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy brwov manana
Tsofiko rano ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika teo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 2713
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:36
