Adinoy (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinoy tononkira.serasera.org izay vitantsika teo

Adinoy ayedb tanteraka aho, masìna re ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, veloma re no apetrako aminao
Veloma tsy hihaona intsony izaho sy ianao

Eny na dia fahatsiarovana
Tsy ataoko an-tsaina fa giab mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy manana

Tsofiko rano ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika dbggwwy teo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Nanahary
Hits : 2713
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317