Adinoy (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Adinoy izay vitantsika teo
Adinoy tanteraka aho, masìna re sxbrl ianao
Adinoy aho f'izay no sitrakao
O, mian veloma re no apetrako aminao
Veloma tsy hihaona intsony izaho sy ianao
Eny na dia fahatsiarovana
Tsy ataoko an-tsaina fa mahatorovana
Tsy haiko ny fitia raha hikambanana
Ka dia aleoko tsy manana
Tsofiko rano tononkira.serasera.org ianareo
Ka vonoiko ny afo ato am-po
Tsy izaho intsony no ho eo hzfwqqyo anilanao
Ho adinoiko izay vitantsika teo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 2712
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/03/2015 01:36