Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mitehafa Tanana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tononkira.serasera.org tanana, mitehafa tanana
Ry firenena fgxejv rehetra
Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jehovah no avo indrindra
Ambonin’ny tany rehetra Izy
Mpanjaka lehibe
Aoka ho faly ny fon’izay sgklrtra mitady an’i Jehovah
Asandrato ny tananao
Ka ny Tompo no derao
Mihobia ho llgmggo an’Andriamanitra…….
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mihobia ho an’Andriamanitra……

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 2548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 11/04/2017 21:19