SAO TARA ! (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miandry fitsapana rahalahy vao miova fo
Sao lavo hikarapoka amin'ny tany ka haratra tononkira.serasera.org tokoa
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hidaraboka ve vao hiarina indray ?
Réf : Sao tara e! sao tara e!
Ka knkw tsy ahita ny gyxli tavan'ny Ray
Sao tara e! sao tara e !
Ka hanenina mandrakizay
Aza atao fiherena rahalahy ny anaran'ny Tsitoha
Sao vesaram-pahoriana ity tany ka tsy hitraka ny loha
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray ocpd
Hiosom-bovoka ve vao hodiovina indray ?
Sao lavo hikarapoka amin'ny tany ka haratra tononkira.serasera.org tokoa
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray
Hidaraboka ve vao hiarina indray ?
Réf : Sao tara e! sao tara e!
Ka knkw tsy ahita ny gyxli tavan'ny Ray
Sao tara e! sao tara e !
Ka hanenina mandrakizay
Aza atao fiherena rahalahy ny anaran'ny Tsitoha
Sao vesaram-pahoriana ity tany ka tsy hitraka ny loha
Fa mahery anie raha mitsapa ny Ray ocpd
Hiosom-bovoka ve vao hodiovina indray ?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 2177
Likes : 1 Like
Created by : RDME
Date : 23/09/2016 09:29
