You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Izany No Hiranay (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/izany-no-hiranay-1

Hira  vao , hira vao ,no ventesinay izao
Mba hanako eran-tany mba horen’ireo nania
Mifohaza ,mifohaza, ianareo izay matory
Mitsangana,miarena ,fa efa tonga ny fotoana

Izany no hiranay e! ( ie ! ie !)
Atolotra ho anareo ( io ! io !)
Izany no hTsiky dia ampyiranay e! ( ie ! ie !)
Atokana ho anareo ( io ! o,o,o,o,o,o!)

Teny soa mahafaly no ventesinay izao
Mba hanala ny tomany ka hitondra hery vao
Ny baiboly no ambara amin-kira eto izao
Ka raiketo ao am-ponao izay rehetra voalaza

Izany no hiranay e! ( ie ! ie !)………..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 493
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 10/04/2017 19:45:17
ID : 9296

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo