Mitehafa Tanana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jehovah arlbu no avo indrindra
Ambonin’ny tany nqbjggpt rehetra Izy
Mpanjaka lehibe
Aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Asandrato ny tananao
Ka ny Tompo no derao
Mihobia ho an’Andriamanitra…….
Mifalia rgdniax tononkira.serasera.org ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mihobia ho an’Andriamanitra……
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mihobia ho an’Andriamanitra
Fa Jehovah arlbu no avo indrindra
Ambonin’ny tany nqbjggpt rehetra Izy
Mpanjaka lehibe
Aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Asandrato ny tananao
Ka ny Tompo no derao
Mihobia ho an’Andriamanitra…….
Mifalia rgdniax tononkira.serasera.org ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mihobia ho an’Andriamanitra……
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 2613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 11/04/2017 21:19
