You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Voageja Manodidina (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/voageja-manodidina-1

Voageja manodidina aho nefa tsy tery
Very hevitra aho nefa tsy mamoy fo
Enjehina aho nefa tsy nafoy
Potraka aho Tompo ô nTsiky dia ampyefa tsy maty

Ny herinao Tompo ô nanafaka ahy
Ny herinao Tompo ô natafinao ahy
Mampahery, mampijoro
Naha-toy izao ahy
Mahagaga Tompo ô ny asanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 459
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 10/04/2017 19:19:56
ID : 9298

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo