O ry sakaiza (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry sakaiza sakaizako ô!
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa ehgziegw hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany tononkira.serasera.org re
O ry sakaiza ndeha zahao nhmowdr Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re vonony
Mihainoa isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala feno aina vao mhzskaz
Mba fantatrao ve iza moa Jeso?
Ilay sahy nanolo-tena ho anao
Ho fampihavanana izao tontolo izao
Efa ehgziegw hatry ny ela no fantatro re
Fa Izy ihany no Tompo lehibe
Ka tsy misy ataoko ho rehareha
Afa-tsy ny hazofijaliany tononkira.serasera.org re
O ry sakaiza ndeha zahao nhmowdr Jeso
Fa miandry anao Izy namako ô
Aza variana fa efa injao henoy
Mandondòna ny fonao re vonony
Mihainoa isika rehetra etý
Miverena ry ondry izay nania
Fa ny Tompo mampanantena anao
Izay ao am-bala feno aina vao mhzskaz
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 15955
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : stevejenny
Daty : 28/02/2019 12:02
