Taona Maro (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TAONA MARO
Taona maro lasa izay
No efa zwfvxy nandrenesanao
Toriteny sy hira maro be
Izay mitaona zoua anao hiova
Handray ny fitafiana vao
Mba ho tononkira.serasera.org tonga zanakin’i Ray

Mba rahoviana e ! Ianao
No hiova fo
Fa ny Tompo miandry anao tokoa
Sao tratra aoriana e ! Ianao
Raha hiandry ampitso lava izao
Araraoty ny ahavelomanao
Efa sprumktj akaiky ny hiavian’i Tomponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 8972
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6209