You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Gina Ny Alina (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/gina-ny-alina-1

Gina ny alina tamin’izay
Ny zava-boahary natory fehizay
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’Anjely milaza ny soa

Bethlehema, toerana malaza
Tao no teraka Jeso zaza
Ry kintana ô, lazao
Ry volana ô, ambarao
Fa teraka JeTsiky dia ampysosy nao

Ireo kintana an’alina faly tokoa
Ny zava-boahary toa miaina koa
Injao henoy fa manako tokoa
Hiran’anjely milaza ny soa

Bethlehema, toerana malaza
Tao no teraka Jesoa zaza
Ry lanitra ô, mihira
Ry tany ô,  derao
Fa teraka ny Tomponao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 427
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 10/04/2017 19:14:25
ID : 9293

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo