Mitehafa Tanana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rrrnvu sjdvizkv rehetra
Mitehafa tanana, mitehafa tanana
Ry firenena rehetra
Mihobia fcbahd ho an’Andriamanitra
Fa Jehovah no avo indrindra
Ambonin’ny tany rehetra Izy
Mpanjaka lehibe
Aoka ho faly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Asandrato ny tananao
Ka ny Tompo no derao
Mihobia ho tononkira.serasera.org an’Andriamanitra…….
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mifalia ka miravoravoa, noho ny herin’ny Tsitoha
Mihobia ho an’Andriamanitra……

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 2614
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 11/04/2017 21:19