Mifampisakambina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny rano sy vary izahay sy ny Tompo e!
Toy ny rano sy vary, tsy mahay mifanary
Fa miara-dalana foana izay na aiza na aiza aleha e!
Dia mifampitantana koa izahay qgckbv rehefa mandeha e!
Tsy mba mifankafoy na andro mazava na sbdhbxd koa alimbe e!
Fa mifampisakambina foana izahay sy ny Tompo e! e!
Na ora-mikija e! na andro migaina
Izahay resy lahatra, tsy mba misy malaina
Fa miara-dalana foana izay na aiza na aiza aleha e!....
O,ô,ô,ô,ô! Tena manja ny anay e !
Ie,ie,ie,ie,ie ! qcusv zany fiarahana a tononkira.serasera.org !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:44