Mifampisakambina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny rano sy vary izahay sy ny Tompo e!
Toy ny rano sy vary, tsy mahay mifanary
Fa miara-dalana foana izay na aiza na aiza aleha e!
Dia mifampitantana tononkira.serasera.org koa izahay lnrh rehefa mandeha e!
Tsy mba zilyd mifankafoy na andro mazava bzxfnwpx na koa alimbe e!
Fa mifampisakambina foana izahay sy ny Tompo e! e!
Na ora-mikija e! na andro migaina
Izahay resy lahatra, tsy mba misy malaina
Fa miara-dalana foana izay na aiza na aiza aleha e!....
O,ô,ô,ô,ô! Tena manja ny anay e !
Ie,ie,ie,ie,ie ! zany fiarahana a !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 1576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:44