Mifampisakambina (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny hebnix rano sy vary izahay sy ny Tompo e!
Toy ny rano sy vary, tsy mahay mifanary
Fa miara-dalana foana izay orgzivyi na aiza na aiza aleha e!
Dia mifampitantana koa izahay rehefa mandeha e!
Tsy mba mifankafoy na andro mazava na koa alimbe e!
Fa mifampisakambina foana izahay sy ny Tompo e! e!
Na tononkira.serasera.org ora-mikija e! na andro migaina
Izahay resy lahatra, tsy mba misy malaina
Fa miara-dalana foana izay na aiza na tytjjytf aiza aleha e!....
O,ô,ô,ô,ô! Tena manja ny anay e !
Ie,ie,ie,ie,ie ! zany fiarahana a !

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny MenafifyHits : 1677
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:44