Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avy Atsinanana (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy atsinanana va ianao ?
Sa tononkira.serasera.org avy any andrefana no tonga eto
Avy any avartra va ianao ?
Sa avy atsimo no tonga eto
Izao no tsarovy sy mba tadidio
Fa na avy aiza no fihavianao io
Isika fioylap izao na dia bjakmqwm maro aza
Tena iray ihany ao liejm amin’ny Tompo
Aza atao zavatra mamaky ny loha
Ny atokom-pinoana misy etsy sy eroa
Izao ihany no ataovy an-tsaina
Tompo tokana no ankalazaina
Sa tononkira.serasera.org avy any andrefana no tonga eto
Avy any avartra va ianao ?
Sa avy atsimo no tonga eto
Izao no tsarovy sy mba tadidio
Fa na avy aiza no fihavianao io
Isika fioylap izao na dia bjakmqwm maro aza
Tena iray ihany ao liejm amin’ny Tompo
Aza atao zavatra mamaky ny loha
Ny atokom-pinoana misy etsy sy eroa
Izao ihany no ataovy an-tsaina
Tompo tokana no ankalazaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MenafifyVangy : 1693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ra Pa
Daty : 10/04/2017 21:44
