Avy Atsinanana (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy atsinanana va ianao ?
Sa avy any andrefana no tonga eto
Avy any avartra ifaxdrl va ianao ?
Sa avy atsimo no tonga eto

Izao no tsarovy sy mba tadidio
Fa qoyw na avy aiza no fihavianao io
Isika izao na dia maro aza
Tena iray ihany ao amin’ny Tompo

Aza  atao zavatra mamaky ny loha
Ny atokom-pinoana misy etsy sy eroa
Izao ihany no ataovy pwuazvm an-tsaina
Tompo tokana no tononkira.serasera.org ankalazaina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Menafify
Hits : 1762
Likes : 0 Like
Created by : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8441