Avy Atsinanana (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avy tononkira.serasera.org atsinanana va ianao ?
Sa avy any laqcv andrefana no tonga eto
Avy any avartra va ianao ?
Sa avy atsimo no tonga rcxqau eto

Izao no tsarovy sy mba tadidio
Fa na gvqlx avy aiza no fihavianao io
Isika izao na dia maro aza
Tena iray ihany ao amin’ny Tompo

Aza  atao zavatra mamaky ny loha
Ny atokom-pinoana misy etsy sy eroa
Izao ihany no ataovy an-tsaina
Tompo tokana no ankalazaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 1760
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6591