Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tomponay (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Malala Tsitoha isaoranay ‘reo fitantananao
Nohon’ny tombon’andro nomenao anay ho fiderana anao
O! tsy takatry ny sainay ny soa sesehena natolotrao
Ka dia hira no asandratray ‘zay vokatry ny fo
Reo voaary manodidin’ahy na ny rivotr’iainako
Dia mitory ny hatsaranao dkkvsi ry Ray Tsitoha
Sahiko ny milaza eto anio dnsio
Fa tsy misy tononkira.serasera.org mahasolo Anao
Ka ambarako eto bkurqykk fa TIAKO IANAO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 796
Likes : 1 Like
Created by : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:17