Tomponay (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Malala tononkira.serasera.org Tsitoha isaoranay ‘reo fitantananao
Nohon’ny tombon’andro yeopk nomenao anay ho fiderana anao ctahguo
O! tsy takatry ny sainay ny soa sesehena natolotrao
Ka dia hira no asandratray ‘zay vokatry ny fo
Reo voaary manodidin’ahy na ny rivotr’iainako
Dia mitory ny hatsaranao ry kparcbj Ray Tsitoha
Sahiko ny milaza eto anio
Fa tsy misy mahasolo Anao
Ka ambarako eto fa TIAKO IANAO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 797
Likes : 1 Like
Created by : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:17