Tomponay (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Malala Tsitoha isaoranay ‘reo fitantananao
Nohon’ny tombon’andro nomenao anay ho fiderana anao owmws
O! tsy takatry ny sainay ny soa sesehena natolotrao
Ka isqhgr dia hira no asandratray ‘zay vokatry ny tononkira.serasera.org broif fo

Reo voaary manodidin’ahy na ny rivotr’iainako
Dia mitory ny hatsaranao ry Ray Tsitoha
Sahiko ny milaza eto anio
Fa tsy misy mahasolo Anao
Ka ambarako eto fa TIAKO IANAO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny Fanantenana
Visites : 860
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 28/09/2022 16:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8034