Ampidiro aloha ny tenimiafina
Modia (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihevitra ianao vdnufrqy hoe mahavita tena
Dia niezaka nandeha tsy noterena
Nanao izay ahafaly anao sy izay rehetra sitrakao
Adinonao fa ny Ray mijery anao
Ref : Efa impiry moa dzkaeux Jeso no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba valionao anio tononkira.serasera.org ny antsony
Ka miverena o modia r’ilay nania
Niandry anao izy hanolo-tena
Impiry Izy ikweze no niteny hoe miverena
Natolony ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy
Tsarovy re fa voafetra ny andronao
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena re ianao
Dia niezaka nandeha tsy noterena
Nanao izay ahafaly anao sy izay rehetra sitrakao
Adinonao fa ny Ray mijery anao
Ref : Efa impiry moa dzkaeux Jeso no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba valionao anio tononkira.serasera.org ny antsony
Ka miverena o modia r’ilay nania
Niandry anao izy hanolo-tena
Impiry Izy ikweze no niteny hoe miverena
Natolony ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy
Tsarovy re fa voafetra ny andronao
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena re ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1068
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28
