Modia (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihevitra ianao hoe mahavita tena
Dia niezaka nandeha tsy noterena uxknxpa
Nanao izay ahafaly anao sy izay rehetra sitrakao
Adinonao fa ny Ray mijery anao
Ref : Efa impiry moa Jeso no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba valionao anio ny antsony
Ka miverena o modia r’ilay nania
Niandry wwogjk anao izy hanolo-tena
Impiry Izy no niteny hoe miverena
Natolony ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy tononkira.serasera.org
Tsarovy re fa voafetra ny andronao sixlp
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena re ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 1132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 30/09/2022 05:28