Modia (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihevitra ianao hoe mahavita tena
Dia niezaka nandeha tsy noterena
Nanao izay ahafaly anao tononkira.serasera.org sy izay rehetra sitrakao
Adinonao bdvn fa ny Ray mijery anao
Ref : Efa impiry moa Jeso no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba valionao anio ny antsony
Ka miverena o modia r’ilay nania
Niandry anao izy hanolo-tena
Impiry vrdwura Izy no niteny hoe miverena
Natolony ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy
Tsarovy re fa voafetra ny andronao
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena rgdkuly re ianao
Dia niezaka nandeha tsy noterena
Nanao izay ahafaly anao tononkira.serasera.org sy izay rehetra sitrakao
Adinonao bdvn fa ny Ray mijery anao
Ref : Efa impiry moa Jeso no niandry anao hiverina
Handao ny ota sy fanao tsy mendrika
O mba valionao anio ny antsony
Ka miverena o modia r’ilay nania
Niandry anao izy hanolo-tena
Impiry vrdwura Izy no niteny hoe miverena
Natolony ny ntanany handray anao
Rahoviana ianao vao hiverina aminy
Tsarovy re fa voafetra ny andronao
Rahoviana re ianao vao hiverina
Sao diso tara aoriana re ka nenina
Dieny izao miverena rgdkuly re ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVisites : 987
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jonahrafit
Date : 30/09/2022 05:28
