Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampianaro (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Malala ô! He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano miboiboika Mitondra fiadanana
He tsara tokoa tsy takatry ny sainay Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao
‘Zay mambabo ny fo sy saina Mamelona aina
Ampianaro re ‘zahay ry Ray Mba ho toa Anao
Ka tononkira.serasera.org hitia na ny fahavalo Mba miangavy re
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro cbwywudg mba ho be fitiavana Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo saina
Anio mandrakizay
Jeso Malala xtskgko ô! He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano miboiboika wpgrx Mitondra fiadanana
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana
Ny herin’ny fitiavanao,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 785
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 04/11/2022 20:26