Ampianaro (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Malala ô! tononkira.serasera.org  He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano miboiboika  Mitondra fiadanana

He tsara tokoa tsy takatry ny sainay Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao
‘Zay mambabo ny fo sy saina Mamelona aina

Ampianaro re ‘zahay ry Ray Mba azfjzji ho toa Anao
Ka hitia na ny fahavalo Mba miangavy re
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo saina
Anio mandrakizay

Jeso Malala qnvydbkg ô!  He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano acaonxhl miboiboika  Mitondra fiadanana

Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana
Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo saina
Anio mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny Fanantenana
Hits : 816
Likes : 0 Like
Created by : jonahrafit
Date : 04/11/2022 20:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515