Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampianaro (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso Malala ô! He fantatray fa avy aminao
Ilay loharano miboiboika Mitondra hgykywdb fiadanana
He tsara tokoa tsy takatry ny sainay Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao
‘Zay mambabo ny fo sy saina Mamelona aina
Ampianaro re ‘zahay ry Ray Mba ho qraknb toa Anao
Ka hitia na ny tononkira.serasera.org fahavalo Mba miangavy re
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo saina
Anio mandrakizay

Ilay loharano miboiboika Mitondra fiadanana
Ampianaro mba ho tia ‘reo namanay
Ampianaro mba ho be fitiavana
Ny herin’ny fitiavanao,
Ny herin’ny fitiavanao No mandrakotra ny fo mfnmbles saina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 861
Likes : 0 Like
Created by : jonahrafit
Date : 04/11/2022 20:26