Tonga Jesosy (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TONGA JESOSY
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, hosana
Hasan drato ho fiderana
Tonga ho anao ilay tononkira.serasera.org fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ danitra
Ilay mazava izay, miposaka veihvq
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso iiwz anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao, fizjc
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana
fa tsara sady Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
1. Tonga Jesosy
Ravoravo avokoa izao tontolo, izao
Redomy ny hoby, hosana
Hasan drato ho fiderana
Tonga ho anao ilay tononkira.serasera.org fanomezana
Izay nomen ’ny Ray avian _ danitra
Ilay mazava izay, miposaka veihvq
Hampisava, ny lalanao
ref : Fifaliana lehibe
Hoan izay mino Anao ry Tompo tia
Raiso iiwz anio, dia ho tsampana
Ilay fiainam vaovao, fizjc
Ahasambatra anao
Jesosy !!
2. Hande torio Jesosy
Veteso ny hira ho fihobiana
fa tsara sady Mendrika_ haja
Homeo voninahitra
Tonga ho anao ilay Fanomezantsoa
Ref......
A/C Toky Andriatasy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 136
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 12/07/2026 12:50
