Atopazo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopazo
Ref:
Atopazo arÿ ny masonao
Dia fidio izay itoeranao
Mitodiha miankandrefana, mitodiha miantsinanana
Fa ho anao daholo izay hitanao,
Fa ny tany rehetra omeko anao
Tsy ho voaisa ny taranakao,
Ka na andeha hianatsimo ianao, na andeha hianavaratra
foiko ho anao qdfkorx vjadnptb daholo zao rehetra izao
And1: duo na trio
Indro Tompo mitso-drano anao,
satria ianao nanao ny sitrapony,
toy izay efa nataony tamin'i Abrahama, tononkira.serasera.org
Izay nankatò tsy nisy fiambahambana,
Nahafoy ny zanany izy hatao sorona,
ho fanatitra ho an'ny Avo indrindra,
Ka novaliany teny, izany fanompoana
Tany sy taranany marobe....
And2: duo na trio
Mitsangana ianao hatramin'izao
'ndeha torio ny hafatry ny Tompo
Ataovy hanakoako izany fiderana
Ho ren-tany ren-danitra ny hatsarany
Ny tanjonao anio sy ho rahatrizay
Dia ny hampandroso izany fanjakany
Ko aza dia variana, amin'izao tontolo izao
Ka xgpk tsy haheno ilay feo manao hoe......
A/C Valentin RAKOTONDRASOA
Ref:
Atopazo arÿ ny masonao
Dia fidio izay itoeranao
Mitodiha miankandrefana, mitodiha miantsinanana
Fa ho anao daholo izay hitanao,
Fa ny tany rehetra omeko anao
Tsy ho voaisa ny taranakao,
Ka na andeha hianatsimo ianao, na andeha hianavaratra
foiko ho anao qdfkorx vjadnptb daholo zao rehetra izao
And1: duo na trio
Indro Tompo mitso-drano anao,
satria ianao nanao ny sitrapony,
toy izay efa nataony tamin'i Abrahama, tononkira.serasera.org
Izay nankatò tsy nisy fiambahambana,
Nahafoy ny zanany izy hatao sorona,
ho fanatitra ho an'ny Avo indrindra,
Ka novaliany teny, izany fanompoana
Tany sy taranany marobe....
And2: duo na trio
Mitsangana ianao hatramin'izao
'ndeha torio ny hafatry ny Tompo
Ataovy hanakoako izany fiderana
Ho ren-tany ren-danitra ny hatsarany
Ny tanjonao anio sy ho rahatrizay
Dia ny hampandroso izany fanjakany
Ko aza dia variana, amin'izao tontolo izao
Ka xgpk tsy haheno ilay feo manao hoe......
A/C Valentin RAKOTONDRASOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 203
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 09:12
