Mandalo (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo cklqjfh fitsapana
Mandalo fitsapana ny fiainanay O O O
Matoky manana Anao izahay ry Jeso udwp
Na teo ny ditra sy adalana Ray O
Matoky manana anao izahay ry Jeso
O mila Anao ry hxds Jeso
O mila Anao izahay e e
Ny fiainanay ry Jeso
Ka mba vonjeo izahay e
Na dia miezaka izahay ry Jeso Tompo
Iala amin’ireo fomba tononkira.serasera.org ratsy izahay fanaoany
Dia tsy ho afaka satria efa maloto
Mba raiso re raha sitrakao ka afaho
Mpamonjy O Tsy reraka ny miantso Anao O
Mpamonjy O Mpanota izahay ka mitalaho O
Mpamonjy O Mihandrandra Anao ny fiainanay O
Mpamonjy O Matoky Anao mandrakizay
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
Mandalo fitsapana ny fiainanay O O O
Matoky manana Anao izahay ry Jeso udwp
Na teo ny ditra sy adalana Ray O
Matoky manana anao izahay ry Jeso
O mila Anao ry hxds Jeso
O mila Anao izahay e e
Ny fiainanay ry Jeso
Ka mba vonjeo izahay e
Na dia miezaka izahay ry Jeso Tompo
Iala amin’ireo fomba tononkira.serasera.org ratsy izahay fanaoany
Dia tsy ho afaka satria efa maloto
Mba raiso re raha sitrakao ka afaho
Mpamonjy O Tsy reraka ny miantso Anao O
Mpamonjy O Mpanota izahay ka mitalaho O
Mpamonjy O Mihandrandra Anao ny fiainanay O
Mpamonjy O Matoky Anao mandrakizay
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 147
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 17:15
