Lakolosy misasakalina (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakolosy misasakalina
1) Lakolosy misasak’alina, novelomin’ireo anjely
Fiderana mamaton’alina, fa handray zazakely,
Kintana mazava eny an danitra, eo an tampon’ny tranon’omby,
No aiwqec manondro zanak’Andriamanitra, tonga eto mba ho Mpamonjy
ref: Hirao, hanakoako ny fihobiana fiwwgl mba handraisanao ny Mpanjaka
Venteso, ny antema yqix fiderana, fa mendrika tokoa ny Mesia
2) Mpiandry ondry no indro nisantatra, ka nitsaoka ilay zazakely
Ireo magy sy ny fanatitra, no tononkira.serasera.org tonga nijery
Zaza anatin’ny fihinanam-bilona, voadidina lambakely
Tonga mba hiantso ny olona, an-tsitrapo fa tsy an-tery
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaHits : 285
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 08/07/2026 10:34