Mahery (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ysdz Mahery
And 1:
Apingako sady fiadiana ho ahy,
Ny anaranao Tompo mamiko ô…
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Tsy misy ahiahy zaho fa mizotra soa,
Hijoro amin’ny fanompoana…
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e…
Ref:
Vao mifoha, mifoha aho de miantso,
Ka misaotra, misaotra ary koa,
Mankalaza, midera Anao ry Mpamonjy,
Reharehako tononkira.serasera.org Ianao re, Jesosy…
And 2
Na maro mpanenjika zaho,
Tsy mihemotra fa mbola eo foana, bniefk
Mahery e, mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Mijoro fa Ianao mbola eo foana,
Manohana sady mitaona,
Mahery e, unhheirg mahery e, manana Anao zaho mahery e.
Ref.....
A/C Valentin RAKOTONDRASOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 08/07/2026 08:58